Na Miolakolaka Ho Aiza Ianao
MG

Na Miolakolaka Ho Aiza Ianao کے بول

صنفPop
دورانیہ2:23
اصل زبانMG
مناظر350
Aaپڑھنے کی ترتیبات
متن کا سائز 18

اصل بول

MG
ترجمہ ابھی دستیاب نہیں۔ اصل بول دکھائے جا رہے ہیں۔
Ho aiza ho aiza ianao ry mpivahiny ôô ho aiza é é Fa tonga aminao NY fahazavana izao tontolo ôô Ho aiza ho aiza ianao ry mpivahiny ôô ho aiza é é Fa tonga aminao NY fahazavana izao tontolo ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Ianao maniratsira fivavahana Anao mangäno Zanahary tsisy io o Anao midôro aigny mbola matanjaka Fa mbola hotsaraina ianao ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Ho aiza ho aiza ianao ry mpivahiny ôô ho aiza é é Fa tonga aminao NY fahazavana izao tontolo ôô Ho aiza ho aiza ianao ry mpivahiny ôô ho aiza é é Fa tonga aminao NY fahazavana izao tontolo ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Ianao maniratsira fivavahana Anao mangäno Zanahary tsisy io o Anao midôro aigny mbola matanjaka Fa mbola hotsaraina ianao ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina

The Kiffness کے مزید گیت

The Kiffness →

متعلقہ بول