Na Miolakolaka Ho Aiza Ianao
TN

Na Miolakolaka Ho Aiza Ianao lyrics

Duration4:59
Original languageTN
Views4.5K
AaReading settings
Text size 18

Original lyrics

TN
Translation not available yet. Showing the original lyrics.
Ho aiza ho aiza ianao ry mpivahiny ôô ho aiza é é Fa tonga aminao NY fahazavana izao tontolo ôô Ho aiza ho aiza ianao ry mpivahiny ôô ho aiza é é Fa tonga aminao NY fahazavana izao tontolo ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Ianao maniratsira fivavahana Anao mangäno zanahary tsisy io o Anao midôro aigny mbola matanjaka Fa mbola hotsaraina ianao ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Ho aiza ho aiza ianao ry mpivahiny ôô ho aiza é é Fa tonga aminao NY fahazavana izao tontolo ôô Ho aiza ho aiza ianao ry mpivahiny ôô ho aiza é é Fa tonga aminao NY fahazavana izao tontolo ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Ianao maniratsira fivavahana Anao mangäno zanahary tsisy io o Anao midôro aigny mbola matanjaka Fa mbola hotsaraina ianao ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina ianao ôô Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Na miolakolaka aiza ianao na miolakolaka aiza ianao Fa mbola hotsaraina

Related lyrics